Tongasoa

Fiangonana Moria

Mandray anao am-pitiavana — Bienvenue dans la maison de Dieu

Fa isika kosa handeha amin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria. (Mika 4:5b)

Ny Application Moria

Mivantana

Radio Moria

Ny feon'ny Filazantsara 24/24 — La voix de l'Évangile 24h/24

Toriteny

Toriteny farany

Henoy indray ny hafatra nozaraina nandritra ny fotoam-pivavahana.

Hijery ny rehetra

Ho avy tsy ho ela ny toriteny

Manomana ny fandraketana voalohany izahay, mba hahafahanao mihaino azy amin’ny fotoana rehetra.

Ny Application Moria

Henoy ny onjam-peo, araho ny toriteny sy ny hetsika, na aiza na aiza misy anao.